|
|
|
|

Teny iditra1  savoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiakarana na tisondrotana eny amin' ny habakabaka: Baolina savoan-danitra
4 Fandehanana any amin' ny tsy hita velively any. [1.1]
5 fitaovana feno gazy maivana afaka mitsingevana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 high flying [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de voler haut [1.8]
8 aérostat [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27  Fitaterana

Fivaditsoratra  savoana, 28 voasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17