|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misavoana
Fototeny  2 savoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina
5 Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena
6 Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to fly high, to soar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 voler bien haut [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  misavoàna
Fototeny  14 savoana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misavoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 amosavina, misavoàna, misavoana, 17 voamasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21