|
|
|
|

Teny iditra1  fisavoana
Fototeny  2 savoana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin' ny habakabaka, misondrotra, midangana. Matetika koa anefa ny hoe "fisavoana" no fampiasa amin' ny hevitra hoe "fisavoanana": a) fiakarana eny amin' ny habakabaka: Ny fisavoanan' ny baolina; b) fisondrotana, fidanganana: Tsy hay lazaina ny fisavoanan' ny vidin-javatra ankehitriny; d) fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy: Asa na izaho no tsy nahazo ny fisavoanan' ny heviny no dia efa tsy anerany! [1.1]

Fivaditsoratra  5 fiavosana, fisavoana, 6 fivoasana, 7 voafisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12