|
|
|
|

Teny iditra1  fisavoanana
Fototeny  2 savoana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12