|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 salovana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy.
4Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny. 5Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the front.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le devant, le front.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 salovana |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy.
[Sihanaka]
[1.78] 23(salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza. [Tanala] [1.78] 24Lamba atao arondoto eo anoloana. [1.1] |
| Tovy hevitra | 25salova |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|