Entrée salova
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 
Synonymes salovaña

Mis à jour le 2009/02/23