|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
4 Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
5 Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the front [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 le devant, le front [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)20  salovana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [Sihanaka] [1.78]
23 (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78]
24 Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Tovy hevitra  25 salova

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09