|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisalovanana |
| Fototeny | 2salovana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|