|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misalovana |
| Fototeny | 2 salovana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
5 Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy 6 Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to go ahead of others;
8 to interfere with other people's business [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 se mettre devant quelqu'un;
10 se mêler des affaires d'autrui [1.8] |
| Ohatra |
11 Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka.
[2.587#]
12 Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 17 manaobingomahaomatso, 18 miditra, 19 misalehotra, 20 mitakatra, 21 mitsabaka |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 23 misalovàna |
| Fototeny | 24 salovana |
| Sokajin-teny | 25 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalovana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misalovàna, misalovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|