|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  salohy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a head of rice; a cluster of grapes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 épi, grappe [1.3]
6 épis de riz; grappe de raisins [1.8]
7 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196]
Ohatra  8  Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576]
9  salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472]
Voambolana  10  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)13  salohy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Lefona [Betsimisaraka] [1.1]

Teny iditra (3/3)16  Salohy
Singan-teny  17 salohy
Sokajin-teny  18  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  19 Ratsifandrihamanana Clarisse
Mpanonta printy 

Fivaditsoratra  salohy, Salohy, 21 silaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21