|
|
|
|

Entrée1  voaloboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaniry mandadina izay mamoa voany mamy fanaovana divay [1.1]
Explications en anglais  4  grapes [1.7]
Explications en français  5  raisin, vigne [1.8]
6  (de voa : fruit ; et loboka : pendant ; allusion aux grappes pendantes). Ce nom était d'abord donné aux Vitaceae autochtones ; on ne le trouve plus guère que chez les Sakalava pour Cissus auricoma Desc. (Vitaceae) (dont les fruits sont recherchés). On dit plutôt de nos jours voalobokala. Depuis l'introduction des Vignes européennes : Vitis vinifera L., et américaine : Vitis labrusca L., et de leurs hybrides, cultivés surtout autour de Tananarive, Antsirabe, Fianarantsoa et Ambalavao, voaloboka désigne plutôt ces espèces introduites ; mais on précise parfois, voalobobazaha . [1.196]
Exemples  7  Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332]
8  ary dia narary mafy aho, koa tsy nahatelin-kanina afatsy ron-katsaka, sy mananasy sy voaloboka. [2.59]
9  Zava-maniry manambaka ny Tanivo ity atao hoe takohoka ity, fa tsy misy hafa amin' ny voaloboka ny raviny, saingy feno tsilo hatramin' ny tahony, ka na omby aza tsy sahy mamaky azy. [2.471]
Tous les mots composés  10  3 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  11  Botanique: fruit
Autres orthographes  12  voaloboke
Nom scientifique 
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot
Article  14  Randzavola: voaloboka ao amin' ny Baiboly (=> tanim-boaloboka)

Mis à jour le 2025/10/08