|
|
|
|

Entrée1  rovi-damba ririnina: mosarem-pahavaratra
Mots élémentaires  2  rovitra, 3  lamba, 4  ririnina, 5  mosarena, 6  faha~, 7  varatra
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9  enti-milaza ny olona ao anatin' ny tena fahoriana na niharan' ny fahavoazana lehibe [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11