|
|
|
|

Entrée1 renirano
Mots élémentaires  2reny, 3rano
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1]
6 rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13]
Explications en français  7 cours d'eau [1.13]
Exemples  8 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
9 Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324]
Vocabulaire  10 Géographie: (en général)
Analogues  11 ony
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  13 rivières, fleuves
Illustrations 

Mis à jour le 2025/11/02