|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rehetra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra
4 Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 all
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tous, tout
[1.3#522, 1.8] 7 cf. avokoa, daholo, samy [1.8] |
| Ohatra |
8 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
[2.472]
9 Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471] 10 mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 13 avokoa, daholo, ijiaby, samy |
| Mpanahaka | 14 daholo, 15 faobe, 16 manontolo, 17 naizanaiza, 18 nazovynazovy, 19 poporohana, 20 safobemantsina, 21 tsyankanavaka, 22 tsymifaka, 23 tsymisyavakavaka, 24 tsyvakyvolo |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 heretra, rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|