|
|
|
|

Teny iditra1  tsy vaky volo
Singan-teny  2 tsy, 3 vaky, 4 volo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the whole of a tribe or a class of people [1.2#726]
8 without distinction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3#802]
10 Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie [2.415#1744]
11 tous sans distinction [1.8]
Ohatra  12  Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo [2.588]
13  Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298#5]
14  Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo [2.346#46]
Tsipelina hafa  15 tsivakivolo

Fivaditsoratra  16 tsivakivolo, tsy vaky volo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12