|
|
|
|

Entrée1  ranomaso afefy heloka
Mots élémentaires  2  rano, 3  maso, 4  afefy, 5  heloka
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony [1.1]
Synonymes  8  ranomaso manentsin-keloka

Mis à jour le 2025/10/11