|
|
|
|

Teny iditra1  afefy
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mamefy: Bakakely no nafefiny ny tanimboliny [1.1]
Ohatra  5  afefy valam-parihy ny zozoro mba tsy hidiran' ny vorona eny an-tanimbary. [2.445#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afefy, 12 fiefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09