Entrée ranomandry
Mots élémentaires rano ; mandry
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
Fomban-domano misosa
Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1]
Explications en anglais [ rano mandry ] A thin film found on water
A word used for ice
A mode of carrying palanquin. [1.2]
 Ice [1.7]
Explications en français Glace [1.8]
Exemples 
1ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406]
2Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]
Mots composés 

Entrée Ranomandry
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/28