|
|
|
|

Entrée1  nofy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an' i Dada tamin' ny nofy aho
Asa toa atao eo am-patoriana: Nofiko niady tamin' ny biby goaibe aho
Fady: Nofy ahy ny hivadi-belirano ~ Hahavanona handatsa-dra olona ve ny raiko? Nofy izany
Zavatra tsy ho tanteraka: Nofy izany fa aza miantehitra amin' izany. [1.1]
Explications en anglais  4  a dream [1.2]
5  a dream; something impossible [1.7]
Explications en français  6  rêve [1.3, 1.8]
7  songe, cauchemar: Nofiko niresaka taminao aho alina (J'ai rêvé cette nuit que je vous parlais) ~ Nofy izany (C'est un songe, une chose impossible) ~ Nofy ahy izay handainga (Je ne me permettrais jamais de mentir) [1.3]
8  chose impossible [1.8]
Exemples  9  Mitovy indrindra izany ny kintana sy ny nofintsika, hoy ny fanohin-dRazaimalala ny teniny [2.324]
10  Toa nofy no nahatany fa tafatsangana ny vadiny [2.470]
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  21  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot
Article  23  Randzavola: nofy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  24 fino, 25 fony, ... fo ny ..., 26 nofy, 27 Ofnì

Mis à jour le 2025/10/11