|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manofy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  nofy
Explications en malgache  4  [1.1] Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy
Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho
Explications en français  5  [1.3#455] rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe)
Exemples  6  [2.293#15] Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11  manonofy

Entrée (2/2)12  mañofy
Partie du discours  13  verbe actif
Radical  14  hofy
Explications en malgache  15  [1.78] mivaofy, mamaofy [Tambahoaka]
16  [1.78] mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy [Taisaka]
17  [1.78] mivaofy [Sihanaka]
18  [1.78] manendaka hoditra [Tanosy]

Anagrammes  19 famony, 20 finoma, 21 mañofy, manofy, 22 mifonà, mifona

Mis à jour le 2025/09/13