Entrée (1/4) | 1 momba |
Partie du discours | 2 conjonction |
Explications en malgache |
3 Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1] |
Exemples |
4 Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470] |
Mots composés |
|
Titres |
|
Tableaux et planches |
15 Toutes les conjonctions |
Entrée (2/4) | 16 momba |
Partie du discours | 17 adjectif |
Explications en malgache |
18 Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1] |
Explications en anglais |
19 barren (used of human beings) [1.7] |
Explications en français |
20 barren. Used of women [1.3] 21 stérile (se dit ses personnes) [1.8] |
Mots composés |
|
Entrée (3/4) | 23 momba (omba) |
Partie du discours | 24 verbe actif |
Explications en malgache |
25 Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy 26 Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy 27 Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? 28 Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1] |
Explications en anglais |
29 to follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2] |
Explications en français |
30 suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (4/4) | 36 mombà (omba) |
Partie du discours | 37 impératif du verbe actif momba |
Explications en malgache |
[1.1] |
Explications en anglais |
[1.2] |
Explications en français |
[1.3] |
Tableaux et planches |
38 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 39 mambo, momba, mombà, mambo, momba, mombà |
Mis à jour le 2023/07/13 |