|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivonona
Fototeny  2 vonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady
5 Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha
6 Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to get ready to be prepared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être prêt, se préparer à faire une chose [1.8]
Ohatra  9  Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manatrika, 15  miatrana, 16  miomana, 17  misikina

Teny iditra (2/2)18  mivonòna
Fototeny  19 vonona
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mivonòna, mivonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21