|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misikina
Radical  2  sikina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano
Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona
Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina
Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity [1.1]
Explications en anglais  5  to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba [1.7]
Explications en français  6  porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler [1.8]
Exemples  7  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés  12  2 combinaisons de ce mot
Synonymes  13  misiky

Entrée (2/2)14  misikìna
Radical  15  sikina
Partie du discours  16  impératif du verbe actif misikina [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 manisiky, 20 masikiny, 21 mikisina, 22 misikìna, misikina

Mis à jour le 2025/10/18