|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sikina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
4 Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a cloth worn around the waist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 étoffe qu'on porte autour des reins [1.8]
Ohatra  7  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  33  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  34  Fikambanana 8 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)35  sikina
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
38 Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1]
Haiendriteny 
39  Tsotra :
40  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  42 kisina, sikina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17