Entrée fisikinana (sikina)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Fitafiana [1.78]
 Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [1.1]
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20