|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitangorona
Fototeny  2 tangorona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to surround, to encircle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 se réunir tout autour [1.3#672, 1.8]
7 être réunis, groupés [1.3#672]
8 encercler; s'attrouper [1.8]
Ohatra  9  mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino. [2.356#]
10  Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina. [1.437#]
11  mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany. [2.508#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  mamorompotsy, 17  manaofaribolana, 18  manaolahirodona, 19  miadyhihy, 20  mifanesika, 21  mifanety, 22  mifanitsakitro, 23  mifanizina, 24  mihahohaho, 25  mihalohalo, 26  mikatona, 27  mivotretrika

Teny iditra (2/2)28  mitangoròna
Fototeny  29 tangorona
Sokajin-teny  30  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#672]

Fivaditsoratra  mitangoròna, mitangorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21