|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihalohalo |
| Fototeny | 2 halohalo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihantona, mihebibehy eo ambony loha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy
5 Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa midira raha hiditra 6 Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra 7 Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin' ny adin' ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to move, to be suspended, to look at from a distance, to be insufficient to fill a space; to be at liberty, to go about here and there.
[1.2] |
| Ohatra |
9 Teo amin' ny fangirifiriako tamin' ny namoizana an' i Dada malala no nihalohalo an' ny tandindony tao amin' ny lalako.
[2.471]
10 Mbola tsy maty akory ny masoandro sy asabotsy hariva, dia efa nisy olona nisodisody sy nihalohalo teny akaikikaikin' ny tranony teny. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 miahanahana, 16 miherohero, 17 miroahana |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mihalohalo, 19 milohaloha, milohalohà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|