|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mihahohaho |
| Fototeny | 2 hahohaho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
5 Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana 6 Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to wrangle; to speak in a low tone
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 12 mihahohaho |
| Fototeny | 13 hahohaho |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 to disperse
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 16 mihahohaho |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mihetsiketsika sady misavoritaka
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 grouiller
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mihahohaho, 23 mihohahoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|