|
|
|
|

Teny iditra1  hahohaho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahabetsahana toa misamonomonona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 noise, wrangling, speaking in a subdued or suppressed tone of voice, a din. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 bourdonnement, brouhaha; multitude [1.3]
Ohatra  6  Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin' ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly! [2.996]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  15  Feo

Fivaditsoratra  hahohaho, 16 hohahoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19