|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miomba
Fototeny  2 omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra
5 Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka
6 Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 same as momba Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [1.2]
Ohatra  8  Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  miombà
Fototeny  14 omba
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 maimbo, 17 mamboy, miomba, miombà

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08