|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikainkona |
| Fototeny | 2 kainkona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
5 Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina 6 Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to curl up as a worm, etc.; to pull back
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se recroqueviller, se retirer, reculer
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 13 mifendrotra, 14 mifintina, 15 miketrona, 16 mivonkina |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 mikainkòna |
| Fototeny | 19 kainkona |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikainkona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mikainkòna, mikainkona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|