|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miketrona
Fototeny  2 ketrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra
5 Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be wrinkled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être ridé, plissé [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  mangataparakykiraro, 13  mifararemotra, 14  mifendrotra, 15  mifentsahona, 16  miforitra, 17  mikainkona, 18  mikarainkona, 19  mikirotra, 20  mikonkina, 21  milefitra, 22  mirehoka, 23  mitofendrotra, 24  mivalombalona
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)26  miketròna
Fototeny  27 ketrona
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miketrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miketròna, miketrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21