|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifintina
Fototeny  2 fintina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana
5 Tery mifinjifinjy: Dia manao akanjo mifintina loatra ity ianao!
6 Mihakely, mihamahia: Loza fa vao avy narary izy dia iny nifintina iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 To shrink, to grow less, to contract, to draw one's limbs together. [1.2]
8 to shrink, to become smaller or shorter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se rétrécir, être raccourci; diminuer [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  mifintìna
Fototeny  15 fintina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifintina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifintìna, mifintina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20