|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miforona |
| Fototeny | 2 forona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana
5 Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be created, to be formed; to be founded
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy misy very, tsy misy miforona.
[2.5]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 miforòna |
| Fototeny | 15 forona |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miforona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 17 foromany, 18 mifanoro, miforona, miforòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|