|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 forona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tapitra, fongana
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 consumed, burnt, reduced to nothing, as an over-cooked piece of meat, a burnt house, etc.
[Provincial]
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 6 forona |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 formed; fashioned as a thing. See ary
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 création, invention, production de l'esprit, des sciences, des arts, formation, fabrication, construction: Tsara forona ity milina ity (Cette machine a été bien fabriquée)
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 24 forona |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Karazan' ahitra maniry anaty rano, fanaovana harona, tsihy... (Scirpus corymbosus)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 the name of a kind of grass used in making hats, baskets, etc.
28 See hazondrano. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 espèce de jonc servant à faire des nattes, des corbeilles;
30 comme hazondrano. Scirpus corymbosus 31 herbe qui sert pour le chauffage; comme horondrano [1.3] 32 Nom général donné aux matières premières de sparterie et notamment à celles qui servent à faire des nattes fines et des chapeaux. 33 Ce sont : [Merina, Betsileo, Tanala] 34 des Poaceae, notamment Rhytachne caespitosa (Baker) Bosser ; 35 des Cyperaceae et surtout Scirpus corymbosus L. et Scirpus juncoides Roxb. [1.196] |
| Ohatra |
36 koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa.
[2.59]
|
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 38 forombato |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 42 fanoro, forona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|