Entrée famoronana (forona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [1.1]
Exemples 
1Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [2.5]
2Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27]
Morphologie 
Simple : famoronana, famoronako, famoronanao, famoronany, famoronantsika, famoronanay, famoronanareo, famoronan', famoronan-, famoronam-, famorona-
Préfixée : -pamoronana, -pamoronako, -pamoronanao, -pamoronany, -pamoronantsika, -pamoronanay, -pamoronanareo, -pamoronan', -pamoronan-, -pamoronam-, -pamorona-
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20