|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamorona
Fototeny  2 forona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao
5 Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy
6 Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana
7 Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2]
9 to create; to invent; to found [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 créer; inventer; fonder [1.8]
Ohatra  11  Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
12  Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445#]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18  mamoròna
Fototeny  19 forona
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamorona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamorona, mamoròna, 21 manomora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21