|
|
|
|

Entrée (1/3)1  miasa
Radical  2  asa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en anglais  4  to work [1.2, 1.7]
5  to till, to labour
In the provinces it means to count. [1.2]
6  to till the soil [1.7]
Explications en français  7  travailler la terre; travailler [1.8]
Exemples  8  - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
9  Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  8 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)16  miasà
Radical  17  asa
Partie du discours  18  impératif du verbe actif miasa [Liste complète]
Exemples  19  Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy [1.1]

Entrée (3/3)20  miasa
Radical  21  asa
Partie du discours  22  adjectif
Explications en anglais  23  sharpened, whetted. [1.2]

Anagrammes  24 asima, 25 maisa, 26 masay, 27 miasa, miasà, 28 samia, Samià

Mis à jour le 2025/10/18