|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantsinanana
Fototeny  2 antsinanana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha na mampitodika any atsinanana:
5 Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny?
6 -- Niantainanana any no nahitako azy
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to go to the east [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 se diriger vers l'est [1.3#66]
9 aller vers l'est [1.8]
Ohatra  10  Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
11  Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [2.470]
12  Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [2.472]
13  Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny [2.643#9]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  mianatsimo, 19  mianavaratra, 20  miankandrefana
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)23  miantsinanàna
Fototeny  24 antsinanana
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsinanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miantsinanana, miantsinanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21