|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mianatsimo |
| Fototeny | 2 anatsimo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha mankany atsimo
5 Mampitodika any atsimo: 6 Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to go to the south
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 aller vers le sud
[1.8] |
| Ohatra |
9 dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika
[2.588#]
10 Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay [2.324#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Toerana |
| Mpanahaka | 16 mianavaratra, 17 miankandrefana, 18 miantsinanana |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 maintimaso, mianatsimo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|