|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miaina
Fototeny  2aina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [1.2]
6 to breathe; to live [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
Se retirer, se dilater
fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [1.3]
8 respirer; vivre [1.8]
Ohatra  9 tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
10 Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17 miainà
Fototeny  18aina
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 [1.3]
Ohatra  22 Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]

Fivaditsoratra  23 miaina, miainà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03