Entrée miafara (fara)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
¶ Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise To be last, to be at the end. [Richardson 1885]
 to terminate; to end up in a certain way [Hallanger 1973]
Définition française se terminer, finir, finir d'une certaine façon [Hallanger 1974]
Morphologie 
miafara
niafara
hiafara
miafarà
Exemples 
1raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 34]
2Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Entrée miafarà (fara)
Partie du discours impératif du verbe actif miafara [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/04/11