Entrée maro foana toa tanam-poza
Mots élémentaires maro ; foana ; toa ; tanana ; foza
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany [1.1]

Mis à jour le 2023/04/14