|
|
|
|

Entrée (1/3)1  marenina
Radical  2  renina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
Explications en anglais  5  deaf [1.7]
Explications en français  6  sourd [1.3, 1.8, 1.5]
7  dur d'oreille [1.3]
Exemples  8  ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
9  Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
10  Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
Tous les mots composés  11  4 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  12  Santé

Entrée (2/3)13  marenina
Radical  14  renina
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
Explications en français  17  insensible [1.5]

Entrée (3/3)18  marenina
Radical  19  renina
Partie du discours  20  adjectif
Explications en français  21  enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
22  lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
Exemples  23  marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Anagrammes  24 mañeriña, 25 marenina, 26 menarina

Mis à jour le 2025/10/08