Entrée manoso-dratsy (hosotra, ratsy)
Partie du discours locution
Définition malgache mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to speak evil of someone [Hallanger 1973]
Traduction française calomnier, médire [Hallanger 1974]
Synonymes manoso-potaka

Mis à jour le 2020/07/31