Entrée |
manosotra
(hosotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina ¶ Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc. [Hallanger 1973]
|
Explications en français | barbouiller, enduire: oindre; peindre [Hallanger 1974]
|
| badigeonner [SLP 1986]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny. [Andraina: Mitaraina, page 146]
|
|