|
|
|
|

Teny iditra1  manoso-potaka
Singan-teny  2 manosotra, 3 fotaka
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5 manaratsy ny olona marina noho ny volohala na tsy fitiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to put mud on a wall
7 fig. to vilify. [1.2]
8 lit. to smear with mud), to slander [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 (lit. barbouiller de boue), calomnier [1.8]
10 calomnier [1.5]
Tovy hevitra  11 manoso-dratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12