|
|
|
|

Teny iditra1  manohitra
Fototeny  2 tohitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
5 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy
6 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho
7 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1]
8 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 contrarier [1.13]
Ohatra  10  Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#]
11  Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#]
12  Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Mpanahaka  17  mamaly, 18  manaovalyboraingona, 19  manaovalyboribory, 20  manaovalymatevina, 21  manaovatomanohariana, 22  manaovolamanoharandrana, 23  manda, 24  mandravalaka, 25  maniho, 26  manipaka, 27  manohana, 28  manosibohontanana, 29  mianjona, 30  mibohy, 31  mibohika, 32  mibohitra, 33  midrikina, 34  mihenahena, 35  mihifika, 36  mihirihiry, 37  mikahankahana, 38  mikibohitra, 39  misitra, 40  mitohitra, 41  mitsipaka, 42  mitsivalana
Kamban-teny rehetra  43  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  44  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  45 mahonitra, manohitra, 46 matrohina, 47 motrahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17