|
|
|
|

Teny iditra1  mibohitra
Fototeny  2 bohitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe
5 Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be convex or protuberant. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 Ahitromby, ahitromby, mibohitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20