|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -bohitra
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vohitra
Ohatra  3  Sanganehana teo ivelam-bohitra aho. [2.643]
4  Isam-bohitra dia nisy vadintany sy loholona. [2.113]

Teny iditra (2/2)5  bohitra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 convexité, protubérance [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  17  fivohitra, 18  fivohompafana, 19  fivohontsotro

Fivaditsoratra  bohitra, 20 trobahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31